| Teny iditra | 1 mitsoboka |
| Fototeny | 2 tsoboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao
9 Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1] |
| Ohatra |
10 nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita
[2.357#]
|
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitsoboka |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mitsaboko, mitsoboka, 14 tsokaomby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|