|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsoitsoy
Fototeny  2 tsoitsoy
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Vonto ka tsontsorihan' ny rano: Nampalahelo erỳ ny nahita azy nitsoitsoy niditra ny trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être trempé, comme un chien sortant de l'eau [1.3]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 misotisoty, mitsoitsoy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21