Teny iditra mitsongitike
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mitsoriaka, tsy tra-maso, mikipy, miporitsaka: Mitsongitika añaty akata añe iñy voalavo be iñy (nitsoriaka any anaty ahitra any iny voalavo be iny) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31