|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsonika
Fototeny  2 tsonika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihalevona tonga ranony, miempo: Mitsonika amin' ny masoandro ny menaka
8 (ratra na fery) Mitsiranorano, mitete nana: Mitsonika indray ilay fery amin' ny tongony [1.1]

Fivaditsoratra  9 manokitsy, 10 mañotsiky, mitsonika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20