|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsontsorika
Fototeny  2 tsontsorika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandroso midina: Mitsontsorika ny lohan' ny marary ~ Mitsontsorika ny rambon' omby
9 Midina, misolampy, mandry soroka: Araho tsara iny lalan-kely mitsontsorika iny dia ho tonga any amin' ny halehanao ianao
10 Manorika, mikoriana manaraka ny rindrina (rano), manaraka ny takolaka (ranomaso): Nitsontsorika ny ranomasony raha vao nandre ny voina nihatra tamin-dreniny izy
11 Mianjera ka ny loha no mandeha aloha: Niondrika teo amoron-kady izy ka nitsontsorika tany anaty tevana [1.1]
Tohi-kevitra  12 mideza
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitsontsorika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22