Teny iditra mitsopitsopy (tsopitsopy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome hazavana malefaka; manjavozavo, pahimpahina (maso) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsopitsopy
Ny lasa : nitsopitsopy
Ny hoavy : hitsopitsopy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05