|
|
|
|

Teny iditra1  mitsororòka (tsoror)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miraraka avy any ambony ka midina mahitsy ambany (toy ny ranonorana, ranomaso): Mitsororòka ny ranonorana [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mitsororòka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20