|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsotsotsotso
Fototeny  2 tsotsotsotso
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamoaka feo toy ny zavatra dorana ka le-mana tampoka: Mitsotsotsotso ny menaka ao anaty lapoaly [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20