Teny iditra mivadi-bolana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mivadika amin' ny teny natao [1.1]
Ohatra Kanjo taorian’izay dia nivadi-bolana Razoma nony lasa nody ny tafika merina [2.508]
Singan-teny mivadi- ; volana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16