|
|
|
|

Teny iditra 1  mivahavaha
Fototeny  2 vahavaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy tena mivaha, na mivaha matetika
8 Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala amin' ny toerany ny kofehy
9 Trotraka izaitsizy: Mivahavahabe ihany izany taolako izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04