|
|
|
|

Teny iditra 1  mivahovaho
Fototeny  2 vahovaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka asa na reraka na mangatsiaka
8 Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany erỳ izy raha nandahateny tamin' ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 trembler, parler difficilement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20