Teny iditra mivalahetraka (valahetraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka tsy misy ahiahy
Mivarahontsana, tsy mahahetsika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalahetraka
Ny lasa : nivalahetraka
Ny hoavy : hivalahetraka
Tovy hevitra mivalaketraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05