Teny iditra mivalongana (valongana (ongana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivongana, mivaingana
Miantonta [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalongana
Ny lasa : nivalongana
Ny hoavy : hivalongana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20