Teny iditra mivanavana (vanavana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misokatra mitanatana be mihitsy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivanavana
Ny lasa : nivanavana
Ny hoavy : hivanavana

Teny iditra mivañavaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mitaredretra, mivanaka, mitavozavoza [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20