|
|
|
|

Teny iditra1  mivangongo (vangongo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitangorona miavoavo amin' ny toerana iray: Jereo ireto tantely mivangongo manodidina ny mpanjakany [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05