|
|
|
|

Teny iditra 1  mivaroraka
Fototeny  2 varoraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miboraka sy mivaha: Mivaroraka ny pataloan' io zaza io
9 Vaky ka miely miparitaka: Mivaroraka ny tsinain' ilay alika voahitsahy ny aotomobilina
10 Kivy ka very hevitra: Nivaroraka izy nahare izany vaovao ratsy izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20