|
|
|
|

Teny iditra 1  mivatravatra
Fototeny  2 vatravatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao
8 (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pour down heavily (of rain) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 tomber à verse [1.8]
Ohatra  11  maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana; [2.583#3]
Tovy hevitra  12 mamatravatra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22