|
|
|
|

Teny iditra 1  mivatsy
Fototeny  2 vatsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
9 Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to take along provisions for a journey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 prendre des provisions pour un voyage [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21