Teny iditra mivela (vela)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mijanona [1.78]
 Mijanona, natokana: Mivela ho an' ny firenena ny asa soratry ny mpanoratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivela
Ny lasa : nivela
Ny hoavy : hivela

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20