Teny iditra | mivelabelatra (velabelatra (velatra)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Ohatra | Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin' dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra.
[2.324] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivelabelatra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |