| Teny iditra (1/2) | 1 mivelatra |
| Fototeny | 2 velatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy
9 Misokatra: Aoka samy hivelatra eo anoloanareo ny bokinareo 10 Miseho milahatra sy milamina tsara mba hanaitra ny maso: Efa nivelatra ny entan-dRabe no tonga aho 11 Vaky: Mivelatra ny vonindraozy ao an-tokotany 12 Mihaingo, miraratra izaitsizy: Mivelatra erý ry zalahy izany fa fety ny andro! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to unroll or unfold; to spread out, to open out
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 être déployé, s'épanouir
[1.8] |
| Ohatra |
15 Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra.
[2.324]
|
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mivelatra |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 mivelatra |
| Fototeny | 19 velatra |
| Sokajin-teny | 20 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 malalaka, midadasika
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 large
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|