|
|
|
|

Teny iditra 1  mivembena
Fototeny  2 vembena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe
8 Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
9 tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 to reel, to stagger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 tituber [1.8]
12 se balancer; tituber [1.13]
Ohatra  13  mivembena azon' ny toaka izy [2.996]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21