|
|
|
|

Teny iditra 1  mivendrivendry
Fototeny  2 vendrivendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitotototo mankatsy, mitotototo mankaroa
9 Mipendrampendrana, jemby, badenina: Mivendrivendry anie ny masoko izany e!
10 Mirediredy, miteniteny foana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04