|
|
|
|

Teny iditra 1  miveraka
Fototeny  2 veraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra
8 Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako
9 Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony
10 Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 s'ouvrir (en parlant des fruits) [1.196]

Fivaditsoratra  12 miravake, miveraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20