Teny iditra mivetrika (vetrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivatsavatsa, mibedibedy tsy misy farany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivetrika
Ny lasa : nivetrika
Ny hoavy : hivetrika
Filaza mandidy : mivetreha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20