| Teny iditra | 1 mivezika |
| Fototeny | 2 vezika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 changer souvent de place, aller ça et là
[1.3#831] |
| Ohatra |
9 ka nivezik' atsy nivezika aroa
[1.436]
10 mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita [2.445#43] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mivezika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|