|
|
|
|

Teny iditra 1  mivezina
Fototeny  2 vezina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirona, miverina amin' ny toerany teo aloha indray: Nahavariana mihitsy ny nahita ny hazo maniry nivezina taorian' ny fandalovan' ny rivotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20