|
|
|
|

Teny iditra 1  mivikiviky
Fototeny  2 vikiviky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamindra mailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky erỳ i Balita kely nandeha nianatra [1.1]
9 [Antambahoaka] mavitrika [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  10 aller lestement, rondement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20