|
|
|
|

Teny iditra 1  mivily
Fototeny  2 vily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
9 Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
10 Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
11 Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
12 Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to turn aside, to go astray [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 se détourner du chemin s'égarer [1.8]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21