Teny iditra miviniviny (viniviny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tezitra; mampiseho hatezerana amin' ny toetran' ny endrika
Mihenahena tsy miteny fotsiny amin' izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miviniviny
Ny lasa : niviniviny
Ny hoavy : hiviniviny
Filaza mandidy : mivinivinia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20