|
|
|
|

Teny iditra 1  mivizatra
Fototeny  2 vizatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteny olona amin' ny feo mafy na an' avonavona: Aza dia mahery mivizatra toa io ianao fa tsy tsara mihitsy! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04