|
|
|
|

Teny iditra 1  mivoady
Fototeny  2 voady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara
9 Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to make a vow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 faire un voeu [1.8]
Ohatra  12  Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa. [2.472#243]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 midiova, mivoady, 15 voadimy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21