Teny iditra | 1 mivoaka |
Fototeny | 2 voaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny mivoaka io |
Fivaditsoratra | 25 maivoka, miovaka, mivoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |