|
|
|
|

Teny iditra 1  mivoatra
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
9 Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
10 Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be well arranged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [1.8]

Fivaditsoratra  13 miavotra, 14 mivarota, mivoatra, 15 varo-maty, 16 voamitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20