|
|
|
|

Teny iditra1  mivoendre
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mirenireny, mivezivezy: Mivoendre diakoa voanjo ambavan-drenolo i fa tsa mba hitane izae hataone (Mivezivezy toa voanjo ambavan'antitra izy fa tsy hitany izay hataony)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07