Teny iditra 1/2 mivoha (voha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio
Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina
Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be open, to open [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'ouvrir, être ouvert [1.8]
Ohatra Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivoha
Ny lasa : nivoha
Ny hoavy : hivoha
Filaza mandidy : mivohà
Kamban-teny 

Teny iditra 2/2 mivohà (voha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivoha [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20