|
|
|
|

Teny iditra 1  mivoivoy
Fototeny  2 voivoy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha atsý sy arý, mivezivezy: Nivoivoy eran' ny tanàna izy omaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go to and fro [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire le va et vient [1.8]
Ohatra  11  nivoivoy teny anelanelan'ny zava-manan'aina ny afo [2.996]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21