Teny iditra |
mivokoka
(vokoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mivolantsinana, milantsika: Tsy azo anaovana lohatrano ity hazo ity fa mivokoka loatra Miondrika, miletsy, manjoko: Nampatahelo erỳ ny nijery azy nivokoka azon' ny entana nentiny [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | être courbé, recourbé, arqué, voûté: Mivokoka loatra ity hazo ity ka tsy azo anaovana lohatrano (Ce bois est trop courbé et l'on ne peut pas en faire un chevron) Se courber sous un fardeau: Mivokoka izy azon' ny entana (Il est courbé sous le poids du fardeau) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivokoka |
Ny lasa : |
nivokoka |
Ny hoavy : |
hivokoka |
|
|