|
|
|
|

Teny iditra 1  mivongady
Fototeny  2 vongady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hita miharihary, mitokana erỳ, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady terỳ afovoan' ny tokotany
9 Indray miaraka betsaka: Mividy zavatra mivongady [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20