Teny iditra mivongaingy (vongaingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miforitra eo ambanin' ny entana mavesatra loatra, milonjehitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivongaingy
Ny lasa : nivongaingy
Ny hoavy : hivongaingy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05