|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivorovoro
Fototeny  2 vorovoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mikorontana, misafotofoto, misaritaka, misavorovoro: Mivorovoro ny zavatra rehetra ato an-trano izany [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  mivorovoro
Fototeny  9 vorovoro
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antambahoaka] tafavory tsy nampoizina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20