|
|
|
|

Teny iditra 1  mivory
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to gather, to assemble together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 se réunir, s'assembler [1.8]
Ohatra  10  mivory ny mpianakavy dia manao nahandro be. [1.437#]
11  mivory ara-potoana indroa isan-taona ny Antenimierampirenena. [1.320#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mivory

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20