|
|
|
|

Teny iditra 1  mivoy
Fototeny  2 voy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to paddle a canoe, to row a boat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 pagayer [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20