Teny iditra | 1 mizana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitaovana enti-mandanja zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vovona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan' ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan' ny lanja) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a scale for weighting |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] balance 6 [1.3] figuré: les magistrats, les juges |
Voambolana |
7 Fitaovam-piasana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny mizana io |
Fivaditsoratra | 21 anzima, manazy, mizana, zamany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |