|
|
|
|

Teny iditra 1  mizihitra
Fototeny  2 zihitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony
9 Tezitra: Nizihitra tamiko izy
10 Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana [1.1]

Fivaditsoratra  11 mihizitra, mizihitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20