| Teny iditra | 1 miziriziry |
| Fototeny | 2 ziriziry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miridiridy, mihinjihinjy: Miziriziry ny tanany sy ny tongony
9 Manao ditra, mikiry, mikiribiby: Miziriziry amin' ny heviny ihany izy [1.1] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|