|
|
|
|

Teny iditra 1  mizozozozo
Fototeny  2 zozozozo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 mamoaka feo ohatra ny feon' ny rivotra mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo na amin' ny elanelan' ny hiriky ny varavarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 To whiz, to buzz [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 bourdonner, bruire, siffler [1.3#876]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20