|
|
|
|

Teny iditra1  mofo baolina
Singan-teny  2  mofo, baolina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mofo boribory ohatra ny totohondry atao amin' ny lafarinina ka endasina tsy atao be menaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16