| Teny iditra | 1 mohaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Malemy, bodaka: Mohaka loatra ny vary ka tsy tiako.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 rotten, ready to go to pieces
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 trop mou; pourri et prêt à se désagréger
[1.8] |
| Ohatra |
16 saro-tiana toa landy mohaka tiana vao misaritaka [2.131] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mohaka |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 hamoka, mohaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|