|
|
|
|

Teny iditra1  moka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a mosquito [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  moustique [1.8]
7  moka, moky: moustique [1.13]
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny moka io

Fivaditsoratra  13  kamo, koma, mako, moka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31